<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>Miderà an'i Jehovah AN6</title>
<lyrics>[V1]
 Miderà, miderà, miderà an'i Jehovah.
 Miderà an'i Jehovah, ry firenena rehetra.

[V2]
 // Miderà, miderà, miderà Azy, ry olona, ry olona rehetra.
 Miderà Azy, ry olona rehetra.
 Miderà Azy, ry olona rehetra.
 Fa lehibe ny famindrampony amintsika,
 Fa lehibe ny famindrampony amintsika.
 Ary mandrakizay, ary mandrakizay, ary mandrakizay
 ny fahamarinan'i Jehovah.
 Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia! //</lyrics>
<hymn_number>6</hymn_number>
</song>